Fiofanana momba ny Promotion de Principes de Valeurs Humanitaires (PPVH) eto Analamanga
Salama eee!
Ho antsika eto Analamanga 👋
Ho an'izay rehetra efa nisoratra anarana ho mpirotsaka an-tsitrapon’ny Croix-Rouge Malagasy ka mbola tsy nahazo fiofanana momba ny Promotion de Principes de Valeurs Humanitaires na PPVH dia miantso anao ho tonga hanatrika izany, ny Alarobia 23 Jona 2021 amin'ny 2 ora hariva, ho avy izao ety amin’ny Croix-Rouge Malagasy Faritra Analamanga, ao Tsaralalàna.
Voafetra ho 30 ny mpiofana ka misaotra anao misoratra anarana mialoha eny amin'ny biraon'ny Croix-Rouge Malagasy manomboka androany.