Didipoitra faobe maimaim-poana
Ny Croix-Rouge Malagasy Faritra Analamanga District Tana V dia nanantanteraka didipoitra faobe maimaim-poana ny 15 septembre lasa teo tao amin'ny Clinique Fidy Ambatomainty. Natao izany mba entina hanamaivanana ireo raiaman-dreny koa nizara sakafo sy kilalao ho an ireo zaza natao didipoitra.
Tonga tany an-toerana nanome voninahitra izany ny Filoha Nasionaly ny Croix-Rouge Malagasy RALISOA Alice miaraka amin'ny Filoha Rejionaly ny Croix-Rouge Malagasy Faritra Analamanga.
Isaorana eram-po eran-tsaina isika rehetra mpilatsaka an-tsitrapo niaraka nisalahy nanantateraka ny hetsika . Mankasitraka ny mponina sy ny fokontany rehetra izay nisoratra anarana namaly ny antsonay.
Gallérie : https://www.croixrougemalagasy.mg/ressource-et-media/media-galerie
Autres activités
Didipoitra faobe maimaim-poana | 04-10-2021
Ny Croix-Rouge Malagasy Faritra Analamanga District Tana V dia nanantanteraka didipoitra faobe maimaim-poana ny 15 septembre lasa teo tao amin'ny Clinique Fidy Ambatomainty. Natao izany mba entina... Lire la suite