'Ndao hanao vaksiny !
💉 '𝐍𝐃𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐕𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 !
✅ AZA MISALASALA INTSONY fa hiaraka isika hampitsahatra ny fiparitahan'ny Coronavirus !
🛡 Arovako ny tenako, Arovako koa ny hafa !
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔
𝗖𝗛𝗨𝗝𝗥𝗔 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮
✅VAKSINY COVISHIELD/ASTRAZENECA
✅VAKSINY JOHNSON & JOHNSON
Alatsinainy hatramin'ny Zoma manomboka amin'ny 08 ora maraina
hatramin'ny 4ora hariva
Sabotsy 08 hatramin'ny 12 ora
------
𝗖𝗛𝗨𝗝𝗥𝗕 𝗕𝗲𝗳𝗲𝗹𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮
✅VAKSINY JOHNSON & JOHNSON
Alatsinainy hatramin'ny Zoma manomboka amin'ny 08 ora maraina
hatramin'ny 4ora hariva
Sabotsy 08 hatramin'ny 12 ora
------
𝗘𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗖𝗦𝗕
✅COVISHIELD/ASTRAZENECA
✅JOHNSON & JOHNSON
Alatsinainy hatramin'ny Zoma manomboka amin'ny 08 ora maraina
hatramin'ny 4ora hariva
Sabotsy 08 hatramin'ny 12 ora
------
⚠𝗙𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗿𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮:
👍Entanina ireo izay nisitraka ny Vaksiny COVISHIELD/ASTRAZENECA fatra voalohany ho tonga hisitraka ny fatra faharoa.
👍 Ho an'ireo izay maniry ny hisitraka ny Vaksiny JOHNSON & JOHNSON na ny Vaksiny COVISHIELD/ASTRAZENECA fatra voalohany dia afaka manatona avy hatrany ireo Tobimpahasalamana sy Toerana voatokana hanaovana izany.
#Ento_ny_kara_panondrom_pirenena
Loharanom-baovao: Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.
https://www.facebook.com/dpev.mada
#Arovy_ny_tenanao
#Arovy_koa_ny_hafa
#Tongava_manao_vaksiny_iadiana_amin_ny_covid_19
#CroixRougeMalagasy
#MpirotsakaAnTsitrapo
#AmpioIzyHanampy
#MalagasyRedCross
#Volontaires