Formation STAFF


Formation STAFF

Nahazo fiofanana manokana ireo "STAFF" ao amin'ny Croix-Rouge Malagasy momban'ny "Geste de Premiers Secours de Base" na ireo fihetsika ilaina amin'ny vonjy voina fototra nanomboka ny Alarobia teo.
Natao izany mba ahafahan'ny mpiasan'ny Croix-Rouge Malagasy mandray andraikitra amin'ny vonjy voina mety hiseho eo anivon'ny fiaraha-monina.
#Ambassadeurdevie
#CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #volontaires