Vaksiny miady amin'ny Covid-19 andiany faharoa
Heyyy, efa azon'ireo nisitraka ny vaksiny andiany voalohany ny misitraka ny andiany faharoa manomboka anio 𝐓𝐚𝐥𝐚𝐭𝐚 𝟏𝟕 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏.
Tsy misy intsony ny fisoratana anarana fa ny 𝗸𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘃𝗮𝗸𝘀𝗶𝗻𝘆 no ilaina amin'izany.
Amboary ary ny fotoananao fa fotoana izao hamitanao ny anjara vaksininao.
𝘐𝘴𝘪𝘬𝘢 𝘳𝘦𝘩𝘦𝘵𝘳𝘢 𝘮𝘪𝘢𝘳𝘢-𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘦𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘊𝘖𝘝𝘐𝘋-19
#CroixRougeMalagasy
#MpirotsakaAnTsitrapo
#AmpioIzyHanampy
#MalagasyRedCross
#Volontaires