Nanomboka tamin’ny 26 jolay 2021 teo ny atrik’asa « 𝑬𝑽𝑪 𝑬𝒗𝒂𝒍𝒖𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒅𝒆 𝑽𝒖𝒍𝒏é𝒓𝒂𝒃𝒊𝒍𝒊𝒕é 𝒆𝒕 𝒅𝒆 𝑪𝒂𝒑𝒂𝒄𝒊𝒕é »
Nanomboka tamin’ny 26 jolay 2021 teo ny atrik’asa « 𝑬𝑽𝑪 𝑬𝒗𝒂𝒍𝒖𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒅𝒆 𝑽𝒖𝒍𝒏é𝒓𝒂𝒃𝒊𝒍𝒊𝒕é 𝒆𝒕 𝒅𝒆 𝑪𝒂𝒑𝒂𝒄𝒊𝒕é » teny amin’ny 𝐟𝐨𝐤𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐢𝐩𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚, atrik’asa izay niarahana tamin’ny vahoaka teny an-toerana, tao ny Chef Fokontany, Chef Secteur, niaraka tamin'ireo olona teny ifotony, ireo solontenana isan-tokony avy eny ifotony, ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, ny BNGRC, ny Croix-Rouge Malagasy ary ny Croix-Rouge Allemande.
Tetik’asa iarahan’ny Croix-Rouge Malagasy sy ny Croix-Rouge Allemande, hijerena ireo olana sy mararin’ny mponina hamoahana ny petrak’hevitra lehibe entina hanatsarana ny fari-piainan’ny mponina ara-tsosialy ary ara-ekonomika.
#CroixRougeMalagasy
#MpirotsakaAnTsitrapo
#AmpioIzyHanampy
#MalagasyRedCross
#Volontaires