Fitsidihana sy fizahana atao ao anatin’ny tetik’asa fanalefahana


Fitsidihana sy fizahana atao ao anatin’ny tetik’asa fanalefahana

Mitohy ny fitsidihana sy fizahana atao ao anatin’ny tetik’asa fanalefahana ny mety ho fiantraikan’ny loza an-tanàn-dehibe, izay fiaraha miasan’ny Croix-Rouge Malagasy sy ny 𝑪𝒓𝒐𝒊𝒙-𝑹𝒐𝒖𝒈𝒆 𝑨𝒍𝒍𝒆𝒎𝒂𝒏𝒅𝒆; nanatanteraka izany fidinana sy fizahana ifotony izany ny ekipa teknika sy ny 𝑲𝒂𝒐𝒎𝒊𝒏𝒊𝒏𝒂 𝑨𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐 𝑹𝒆𝒏𝒊𝒗𝒐𝒉𝒊𝒕𝒓𝒂 t@ talata 15 Jona teo teny amin'ny Fokontany Ambanin'Ampamarinana.
Nojerena tamin’izany ny tena zava-misy marina sy ireo filàna eny amin’ireo faritra marefo, mba hahafahana mijery miaraka ireo vahaolana sy ireo foto-drafitr’asa maharitra hanalefahana ny loza sy ny tandidon-doza.

#CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #Volontaires