Fanaovam-baksiny hiadiana amin’ny COVID-19
Tonga nisitraka ny fanaovam-baksiny hiadiana amin’ny COVID-19 teny amin’ny Vaccinodrome HJRA anio ny Croix-Rouge Malagasy sy ny ekipan'i International Federation of Red Cross and Red Crescent Societies izay notarihin’ny 𝑭𝒊𝒍𝒐𝒉𝒂 𝑵𝒂𝒔𝒊𝒐𝒏𝒂𝒍𝒚 sy ny 𝑺𝒆𝒌𝒓𝒆𝒕𝒆𝒓𝒂 𝑱𝒆𝒏𝒆𝒓𝒂𝒍𝒚 miaraka amin’ireo mpandraharaha sy ireo mpilatsaka an-tsitrapo ao aminy.
Ianao koa, aza adino ny maka ny anjaranao ✅
Isika rehetra miara-mandresy ny COVID-19 💪
#CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #Volontaires