Tetik’asa fanalefahana ny mety ho fiantraikan’ny loza an-tanàn-dehibe


Tetik’asa fanalefahana ny mety ho fiantraikan’ny loza an-tanàn-dehibe

Ao anatin’ny tetik’asa fanalefahana ny mety ho fiantraikan’ny loza an-tanàn-dehibe, izay fiaraha miasan’ny Croix-Rouge Malagasy sy ny 𝑪𝒓𝒐𝒊𝒙-𝑹𝒐𝒖𝒈𝒆 𝑨𝒍𝒍𝒆𝒎𝒂𝒏𝒅𝒆 dia nanatanteraka fidinana sy fizahana ifotony ny ekipa teknika sy ny 𝑲𝒂𝒐𝒎𝒊𝒏𝒊𝒏𝒂 𝑨𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐 𝑹𝒆𝒏𝒊𝒗𝒐𝒉𝒊𝒕𝒓𝒂 androany teny amin'ny Fokontany Ankasina.
Nojerena tamin’izany ny tena zava-misy marina sy ireo filàna eny amin’ireo faritra marefo, mba hahafahana mijery miaraka ireo vahaolana sy ireo foto-drafitr’asa maharitra hanalefahana ny loza sy ny tandidon-doza.