Andao hanao VAKSINY COVID19
Oye oye, ho antsika MIHOATRA NY 18 TAONA , andao hanao VAKSINY COVID19
🔺MAIMAIMPOANA🔺
Manomboka izao dia azontsika atao ny manatona ireo toerana fanaovana vaskiny miaro amin’ny COVID19 manerana an’i Madagasikara.
Tsy mila misoratra anarana mialoha fa alohan’ny hanaovana ny vaksiny vao raisina ny mombamomba anao.
✅Aza adino ny karapanondro 😊
Mandehana manao vaksiny ho fiarovana anao amin'ny valanaretina COVID19.
#CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #Volontaires