Fiarovanao ny tenanao
Asehoy fa tia ny hafa ianao amin’ny alalan’ny fiarovanao ny tenanao.
✅ Manaova arovava orona,
✅ Diovy matetika ny tànana,
✅ Hajao hatrany ny elanelana 1 metatra.
𝑵𝒚 𝑪𝒓𝒐𝒊𝒙-𝑹𝒐𝒖𝒈𝒆 𝑴𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒅𝒊𝒂 𝒎𝒊𝒓𝒂𝒓𝒚 𝒉𝒆𝒓𝒊𝒏𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒇𝒆𝒏𝒐 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐. 😊
#CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #Volontaires