Ny fiarovana mahomby indrindra amin'ny Covid-19


Ny fiarovana mahomby indrindra amin'ny Covid-19

Ny fiarovana mahomby indrindra amin'ny Covid-19 dia tsy mivoaka ny trano. Raha tsy maintsy hivoaka anefa dia harao ireto fepetra ireto :
✅ Manasà tànana matetika amin'ny rano sy savony na Gel désinfectant
✅ Manaova akanjo matevina lava tànana
✅ Ialao raha azo atao ny fitateram-bahoaka
✅ Manaova foana aro-vava orona mba hiarovanao ny tenanao sy hiarovanao ny hafa
✅ Cache bouche na ny aro vava orona dia hampidirina eo am-pivoahana ny varavarana
✅ Any ivelany fadio ny mikasika faritra be mpikitika
✅ Mampiasà taratasy rehefa mikasika zavatra
✅ Ario anaty fako ny mouchoir avy nampiasaina
✅ Amin'ny kihoho rehefa mikohaka na mihevina
✅ Carte bancaire na mobile money ampiasaina raha azo atao
✅ Sasao avy hatrany ny tànana raha mahakitika zavatra
✅ Fadio ny mikitika tarehy amin'ny tànana tsy nisasa
✅ Ataovy misy elanelana 1m foana
✅ Mihinana sakafo mafana ara-pahasalamana sy be otrikaina hatrany
Ny Croix-Rouge Malagasy miady amin'ny Covid-19.
Ho an'ny volontaires, aza misalasala mizara sy manaparitaka ireto affiches ireto isika, ary aza adino ny manentana hatrany ny manodidina antsika.

#CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #Volontaires

Autre actualité


La Croix-Rouge Malagasy en Avant pour Renforcer l'Engagement Communautaire et la Redevabilité (CEA) | 17-05-2021

La Croix-Rouge Malagasy a franchi une étape cruciale en lançant avec succès l'Atelier d'Auto-Évaluation et de Planification du CEA. Pleinement engagés dans l'institutionnalisation de l'a... Voir plus...


La Croix-Rouge Malagasy s'engage dans la prévention des risques d'éboulement à Antananarivo | 17-05-2021

En cette saison des pluies à Antananarivo, les quartiers en hauteur, tels que Manjakamiadana, Ambanin’Ampamarinana, Andafiavaratra, Ambohipotsy, et Andafiavaratra, sont confrontés à des... Voir plus...


Rencontre l'équipe du projet RRC Urbain de la Croix-Rouge Malagasy | 17-05-2021

Aujourd'hui, le Directeur Régional de la FICR Afrique et le Chef de délégation Cluster Océan Indien ont rencontré l'équipe du projet RRC Urbain de la Croix-Rouge Malagasy.
Une visite spéciale à... Voir plus...


Directeur Régional de la FICR Afrique dans nos locaux | 17-05-2021

Aujourd'hui, nous avons eu le privilège d'accueillir le Directeur Régional de la FICR Afrique dans nos locaux. Une occasion précieuse pour la Croix-Rouge Malagasy et ses partenaires de partager nos... Voir plus...