Mise à disposition des tentes par la Croix-Rouge Malagasy auprès du Gouvernement
La Croix-Rouge Malagasy a mis à disposition 21 tentes auprès du gouvernement (BNGRC, DRS Toamasina , DRS Moramanga, Centre Médical Covid-19 (CMC) au Village Voara, Centre de traitement Mahamasina, CCO Ivato, DRS Haute Matsiatra, DRS Alaotra Mangoro, DRS Vakinankaratra, CHRD Anosy avaratra ) pour servir de centre de traitement, site de dépistage , centre de référencement, points de controle des ressortissants Malagasy pour le test TDR dans le cadre de rapatriement.
Nanampy ny Fanjakana ny Croix Rouge Malagasy tamin'ny alalan'ny fametrahana trano lay miisa 21 nahafahana nandray ireo marary ny Covid-19, hanaovana fitiliana, hahafahan’ny Tobim-pahasalamana hiatrika ireo filana maika mandritra ny fandraisana an-tànana ireo marary voamarina tratran’ny Covid-19 ary nandraisana ireo teratany Malagasy mody teto an-tanindrazana. Tao anatin'izany ny teny amin'ny BNGRC, DRS Toamasina , DRS Moramanga, Centre Médical Covid-19 (CMC) teny amin'ny Village Voara, Centre de traitement Mahamasina, CCO Ivato, DRS Haute Matsiatra, DRS Alaotra Mangoro, DRS
Vakinankaratra, CHRD Anosy avaratra.