Croix-Rouge Malagasy au cœur des réponses face à la pandémie Covid-19
Auxiliaire aux pouvoirs publics, la Croix-Rouge Malagasy est plus que jamais au cœur des Réponses face à la pandémie de COVID-19 en Mobilisant 1643 volontaires pour la réalisation des sensibilisations itinérantes auprès des différents groupes de populations et des visites à domiciles pour la sensibilisation aux gestes barrières et aux techniques de lavages des mains, pour les suivis de contacts, ainsi que l'appui aux centres de traitements médicaux dans le cadre du suivi des capacités d'accueil en étroite collaboration avec la plateforme digitale, pour assurer hygiène et gestion de surface au niveau des 28 centres de traitement Covid-19 (CSB) d'Analamanga, de renseignement et pour la gestion des informations et des médicaments avec la collaboration de la Présidence et de l'Association Fitia.
Aman’alina ireo Malagasy voamarina fa nitondra ny tsimok’aretina Covid-19 teto Madagasikara nandritra izay volana maromaro izay. Niaraka nihosona tamin’ny mpiasan’ny fahasalamana nikarakara ireo marary ireo tamin’ny sehatra samihafa ny mpirotsaka an-tsitrapo 1643 eto anivon’ny Croix Rouge Malagasy Ny anjara biriky nentin’ireo mpirotsaka an-tsitrapo nandritra izany dia fanentanana teny anivon'ny fiaraha-monina ny fanohanana ireo mpiantsehatra tao amin’ny ivotoerana nitsaboana ny mararin’ny Covid-19 tamin’ny alalan’ny fandrindrana ireo fandriana nandraisana ireo marary mila nahiditra hopitaly ; ny fanaraha-maso ny fahadiovan’ireo efitrano misy marary ; ny fandraisana an-tsoratra ireo fanafody maimaim-poana nivoaka sy niditra teny amin’ny CSB II (niarahana tamin’ny ekipan’ny présidence sy ny "Association Fitia") mba hifanaraka amin’ny isan’ny marary tonga manao fizaham-pahasalamana (marary ahiahiana ho mitondra ny tsimok’aretina, sy ireo efa nitondra nanifanerasera amin’ny olona efa nitondra ny tsimok’aretina)