Tetik’asa Tsarahonenana II


Tetik’asa Tsarahonenana II

Ho fanamafisana ny asa fanentanana izay ataon’ny Croix-Rouge Malagasy faritra Sava sy ny tetik’asa Tsarahonenana II dia natsangana ny tarika marionnettiste « Mitiligny ». Ny sabotsy 03 Aprily lasa teo no niseho sehatra voalohany tao Maromokotra CR Ampahana izy ireo. Tantara an-tsehatra, dihy ary fanentanana narahina kilalaon-tsaina no nanamarihana izany. 


 “𝑴𝒂𝒇𝒚 𝒕𝒓𝒂𝒈𝒏𝒐, 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒇𝒊𝒐𝒎𝒂𝒈𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒕𝒔𝒚 𝒂𝒕𝒚 𝒆𝒌𝒚 𝒏𝒚 𝒍𝒐𝒛𝒂” 

 #CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #volontaires