Fanomezana mari-pankasitrahana ireo mpilatsaka an-tsitrapo ao Antalaha


Fanomezana mari-pankasitrahana ireo mpilatsaka an-tsitrapo ao Antalaha

Nitsidika ny sampana Croix-Rouge Malagasy Antalaha ny tompon’andraikitra momba ny fampiroboroboana ny sampana eo anivon’ny foibe nasionaly.

Naroso tamin’ny mpikambana ny drafitr’asa fampandrosoana ny sampanana CRM Distrika Antalaha taona 2021 mba ho fampiharana ny CEA. Notolorana marim-pankasitrahana ireo mpilatsaka an-tsitrapo nahavita be. Nomena fiofanana manokana ihany koa ireo mpandrindra sy mpitantana ny asa an-tsitrapo eto Antalaha sy Sambava.

#CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #Volontaires