Fanampiana ireo mpiara-belona izay traboina vokatry ny andro ratsy
🔖 Ho fanampiana ireo mpiara-belona izay traboina vokatry ny andro ratsy dia nitondra ny anjara birikiny tety amin'ny Birao foibe misy ny Croix-Rouge Malagasy Tsaralàlana ireo solon-tena avy amin'ny " ESIA Espace Sanitaire Interentreprises d'Antananarivo " koa nanolotra vary, gel hydroalcoolique ary sur'eau.
Ny Croix-Rouge Malagasy dia maneho fisaorana manokana hoan'ny "ESIA Espace Sanitaire Interentreprises d'Antananarivo" , ary mampanantena fa ho tonga soa aman-tsara any amin'ireo havana any amin'ny faritra Vatovavy sy faritra fitovinany ireto fanampiana ireto izay marihina fa tena ilaina tokoa amin'izao vanim-potoana sarotra lalaovan'izy ireo izao.
#CroixRougeMalagasy
#MpirotsakaAnTsitrapo
#AmpioIzyHanampy
#MalagasyRedCross
#Volontaires