Croix-Rouge Malagasy mahakasika ny fiomanana amin’ny fiavin’i Batsirai
❗️❗️Hiditra an-tanety rahampitso Asabotsy 5 Febroary ny rivodoza BATSIRAI, eo anelanelan’i Vatomandry sy Mananjary.
Efa amperin’asa izao ny ekipa rehetra ato amin’ny Croix-Rouge Malagasy mahakasika ny fiomanana amin’ny fiavin’i Batsirai. maro ireo Mpirotsaka an-tsitrapo amin’ny faritra voakasika izay efa manao ireo fanentanana sy fampatsahivana ny fihetsika sy ny aro-loza tokony ho raisina eny anivon’ny fiarahamonina. Mampandre sy mandray ireo toro-marika mahakasika ireo trano fandraisaina vonjy maika afaka ampiasaina rehetra. Indrindra ireo mpirostaka an-tsitrapo voahofana NDRT sy ireo BDRT mifanampy amin’ireo Mpitantana eny aminy Distrika sy Faritra.
Niomana tamin'ny fandalovan'ny rivo-doza Batsirai nanomboka ny alarobia ary nanamafy izany omaly ny Croix-Rouge Malagasy tany amin'ny faritra Atsinanana.
#CroixRougeMalagasy
#MpirotsakaAnTsitrapo
#AmpioIzyHanampy
#MalagasyRedCross
#Volontaires