Fikarakarana ny Vatsy Tsinjo nanomboka ny Zoma 29 janoary teo


Fikarakarana ny Vatsy Tsinjo nanomboka ny Zoma 29 janoary teo

Ny Mpilatsaka an-tsitrapo ny Croix-Rouge Malagasy dia nanampy tamin'ny fikarakarana ny Vatsy Tsinjo nanomboka ny Zoma 29 janoary teo.

Hanomboka androany ny fizarana izany amin’ireo traboina eny amin’ny Fokontanin’Andohatapenaka II sy Ankorondrano izay ahitana vary 25 kg, voamaina 3kg, menaka iray litatra, sardines roa boaty, savony 5 isa, koba aina 1kg, sira ary CVO Tambavy fonosana iray avy.

#CroixRougeMalagasy
#MpirotsakaAnTsitrapo
#AmpioIzyHanampy
#MalagasyRedCross
#Volontaires