Donation de la Croix-Rouge Malagasy à Nosy Be
Noho ny fiakaran’ny isan’ny voan’ny valanaretina Covid-19 eto amin'ny Distrikan'ny 𝐍𝐨𝐬𝐲 𝐁𝐞 dia nihaona sy nitafa tamin'ny 𝐏𝐫𝐞𝐟𝐞𝐭 𝐧𝐲 𝐏𝐨𝐥𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐍𝐨𝐬𝐲 𝐁𝐞 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐌é𝐝𝐞𝐜𝐢𝐧 𝐈𝐧𝐬𝐩𝐞𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 ny Croix-Rouge Malagasy ary nanolotra masque chirurgical, masque lavable, surblouse, Gant, surchaussure ary Gel désinfectant ho an'ny CCO ety Nosy Be.
Ny tanjona dia ho fiarovana ny ain’ireo izay manan-draharaha rehetra sy ireo mpiasa eo anivon’ny fahasalamana mba tsy hiparitahan'ny valan'aretina Covid-19.
#CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #volontaires