Mitsidika ireo mponin’ny boriborin-tany faha-efatra
Tonga mitsidika ireo mponin’ny boriborin-tany faha-efatra tra-boina ka mitoby eto amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina sy ny boriborin-tany voalohany ao @ ANS Ampefiloha ny 𝐒𝐞𝐜𝐫é𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐆é𝐧é𝐫𝐚𝐥 𝐧𝐲 𝐂𝐫𝐨𝐢𝐱-𝐑𝐨𝐮𝐠𝐞 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐃é𝐥é𝐠𝐮é 𝐧𝐲 𝐂𝐫𝐨𝐢𝐱-𝐑𝐨𝐮𝐠𝐞 𝐀𝐥𝐥𝐞𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 eto an-toerana hijery ny olan’izy ireo.
Nihaona sy nitafa ihany koa tamin'ireo mpilatsaka an-tsitrapo izay niasa teny an-toerana izy ireo.
Marihana fa miisa 84 ireo mpilatsaka an-tsitrapo izay miasa eny anivon'ireo toerana maro mandray ireo tra-boina noho ny tondra-drano ankehitriny.
#CroixRougeMalagasy
#MpirotsakaAnTsitrapo
#AmpioIzyHanampy
#MalagasyRedCross
#Volontaires