Appel au volontaire de la Croix-Rouge Malagasy (Région Analamanga)


Appel au volontaire de la Croix-Rouge Malagasy (Région Analamanga)

𝐀𝐏𝐏𝐄𝐋 𝐀𝐔 𝐕𝐎𝐋𝐎𝐍𝐓𝐀𝐈𝐑𝐄 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐂𝐑𝐎𝐈𝐗-𝐑𝐎𝐔𝐆𝐄 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 (𝐑é𝐠𝐢𝐨𝐧 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚)

Noho ny voina izay mianjady amin'ny mpiara-belona amintsika eto Antananarivo renivohitra dia miantso antsika mpilatsaka an-tsitrapo ny Croix-Rouge Malagasy eto Analamanga mba hifanome tànana ho fanampianana azy ireo eny @ireo toerana natokana fandraisana ireo traboina.
Anio Asabotsy 22 janoary 2022 ny fotoana eny @ BNGRC Antanimora @ 9 ora maraina, misy ny fiofanana atao alohan'ny hanatanterahana ny asa (Ankotran'ireo efa amperin'asa).
Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 034 30 811 12.

NB : tsy voakasika ity antso ity ireo mpilatsaka an-tsitrapo efa amperin'asa eny anivon'ireo toerana maro