Manantanteraka fivoriana fandrindrana maika
Manantanteraka fivoriana fandrindrana maika ny amin'ny fijerena vahaolana manoloana ny fiakaran'ny rano eto Antananarivo Renivohitra ny eto anivon'ny #BNGRC miaraka amin'ireo solontenam-panjakana isan-tsokajiny sy ireo mpiara-miombon'antoka.
📷 BNGRC