Journée Mondiale de l’Eau
22 Mars 2021: Journée Mondiale de l’Eau / Andro manerantany ho an’ny Rano
Cette année, la Journée Mondiale de l’Eau a pour thème, la signification de l’eau pour les populations, sa véritable valeur et la manière dont nous pouvons mieux protéger cette ressource vitale.
Cette journée célèbre l’eau et sensibilise à la situation 2,2 milliards de personnes qui vivent sans accès à de l’eau salubre. Il s’agit de prendre des mesures pour lutter contre la crise mondiale de l’eau.
Amin'ity taona ity, ny lohahevitry ny Andro manerantany ho an'ny Rano dia ny dikan'ny rano ho an'ny olona, ny tena lanjany, ary ny fomba ahafahantsika miaro tsara an'io loharano tena ilaina io.
Entina hanaitra ny sain'ny olona miisa 2,2 miliara izay tsy misitraka rano madio sy ara-pahasalamana, ary ho fandraisana andraikitra hiatrehana ny krizy anaty rano ihany koa ity andro anio ity.
#CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #Volontaires