𝐅𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 ny 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐨𝐡𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨.
Aza adino anefa fa mbola eo hatrany ny valan'aretina Covid-19
Fadio ny mifanoroka sy mifamihina amin'ireo akaiky anao mba hisoroana ny aretina.
"𝑻𝒊𝒂𝒌𝒐 𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒗𝒂𝒌𝒐 𝒌𝒂 𝒕𝒔𝒊𝒏𝒋𝒐𝒗𝒊𝒌𝒐"
Fampatsiahivana ho antsika
:
- Manasa tànana matetika amin'ny rano sy savony 
- Manaova aro vava mba iarovanao ny tenanao ary koa iarovana ny hafa
- Manantona tobim-pahasalamana raha misy mampiahiahy
- Mihinana sakafo mafana sy ara-pahasalamana
- Fadio ny mandrora eny an-dalam-be