Description | 03/05/2021
Izy indray no Dieudonné ANDRIAMANANFALIANA , Assistant Volet Santé GRC RRC ato amin’ny Croix-Rouge Malagasy !
Anisany miandraikitra ny asa sy ny ekipa ary ny mpilatsaka an-tsitrapo amin'izao ady atrehina amin'ny Covid-19 izao izy.
Misaotra sy mirary soa an’i Donnée amin’ny asa rehetra hotanterahiny! 🙏
👋 Manao Kopatanana ho an'ny ekipa sy ny mpilatsaka an-tsitrapo rehetra sy ho an'ny mpisehatra amin'ny ady amin'ny covid-19 izy, ary manentana antsika rehetra hanaja ny fepetra hisorohana ny valan'aretina 😉
#CroixRougeMalagasy #MpirotsakaAnTsitrapo #AmpioIzyHanampy #MalagasyRedCross #volontaires #portrait